|
|
|
|

Entry1  ampahenina
Root  2  enina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1#66][ampahenina] Ny ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina enina: Mitovy ihany ny antsasany sy ny telo am-paheniny
Explanations in English  5  [1.2#136][ampaheniny] the sixth part, one sixth
Explanations in French  6  [1.3#126, 1.5#100][ampaheniny] un sixième
International  7  [3.1] 1/6
Examples  8  ny ampaheniny ny ariary (1/6) : venty [2.436#139]
9  Ny Ampahenin' Imerina no mpitondra ny faritany [2.113#42]
10  Ny latsapaheniny dia voaraena latsaka ampaheniny [1.437]
Vocabulary  11  Mathematics: arithmetic
Morphology 
12  Simple :
Analogs  13  ampahatelo, ampahefatra, ampahadimy, ampahafito, ampahavalo, ampahasivy, ampahafolo, ampahazato
Compound words 

Anagrams  16  ampahenina, anampehany, anempahany, niempahana

Updated on 2025/01/21