Entry (1/2) | 1 enina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Dimy ampiana iray: Enim-bolana ny tapa-taona [1.1] |
Explanations in English |
4 six [1.7] |
Explanations in French |
5 six [1.3#126, 1.5, 1.8] |
International |
6 6 7 VI [3.1] |
Examples |
8 Angamba tokony ho fahatelony io enin'arivo io no sisa velona [2.59#15] 9 Tokony ho tamin' ny enina hariva izahay nondao an' i Toamasina [2.471] 10 Ao anatin' ny enim-bolana nametrahana ny kaonty no amoahany ny heviny [4.27#2006/08/25] 11 Na izany aza anefa ny fahasahirananay dia mba manana ny tranonay izahay eni-mianaka [2.445#10] |
Vocabulary |
12 Mathematics: arithmetic |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Ethnonyms |
|
Tables and plates |
24 The Numbers 25 Addition 26 Multiplication |
Article |
27 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
Entry (2/2) | 28 enina |
Part of speech | 29 adjective |
Explanations in Malagasy |
30 Mahazo ny anjara sahaza ny tena: Enin-kaja izahay, tompoko, amin' izao fandraisana ataonareo izao ka misaotra indrindra [1.1] |
Explanations in French |
31 qui a sa part, pourvu, participant [1.3#126] |
Examples |
32 Kibobo tsy enina ny vary va aho ka hanery ny vato madinika? [2.131] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 36 enain, enina, inena, naeny, nenai |
Updated on 2024/10/03 |