Entry (1/2) | 1 mienina |
Root | 2 enina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mizarazara enina |
Explanations in English |
5 [1.2] to divide into six |
Explanations in French |
6 [1.3] être partagĂ© en six |
Examples |
7 Ary nataon' Andrianampoinimerina mienina i Imerina to izao [2.48] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 mieñina |
Part of speech | 13 active verb |
Explanations in Malagasy |
14 [1.78] [Tanala]
mijanona, mitsahatra: Mieñena ho takon-drano (mamitsaha ho afa-tsiny) |
Anagrams | 15 |
Updated on 2025/01/21 |