Entry | 1 taenimpolo |
Elementary words | 2 enina, folo |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny isa tsy mba mandeha tsifolofolo ny venty sy ny jotso na songatombony fa tsienimpoloenimpolo; ohatra: 1 ora = 60 minitra, 1 minitra = 60 segondra 5 ora 6 segondra [1.1] 7 isa mandeha tsienimpolo tsienimpolo [1.13] |
Explanations in French |
8 sexagésimal [1.13] |
Vocabulary |
9 Mathematics: arithmetic |
Synonyms | 10 tatsiotampolo, tatsotampolo, tsi-60-60 |
Compound words |
|
Updated on 2023/05/16 |