|
|
|
|

Entry (1/2)1  fahenina
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny laharana manarakaraka ny fahadimy
Explanations in English  4  [1.2] the sixth
Explanations in French  5  [1.3] sixème
Examples  6  [2.4] Izaho no fahenina ary i Doda no farany.
7  [2.643] Tamin' ny marainan' ny andro fahenina aho vao niditra fitsarana.
8  [2.298#] Be ny malahelo tsy mahatakatra fahenina, fa tapa-pahenina no takany, fahatelom-pahenina no takany.
Root  9  enina
Other spellings  10  fahaenina
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word fahenina

Entry (2/2)15  fahenina
Part of speech  16  noun
Explanations in French  17  [1.3] six brasses
Vocabulary  18  Space
Root  19  enina

Anagrams  20  fahenina, fihenana, hafenina, hanefany, hanefina, hiafenan, hifanena, nahefany, nahefina

Updated on 2025/01/21