|
|
|
|

Entry1  fahenim-bary
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.10] ny variakotry enina vata no atao hoe "vary iray", koa ny eran' ny vata dia faheniny na fahenim-bary.
Examples  4  [2.48] Raha aidina ny vata, fahenimbary no anarany
Elementary words  5  fahenina, vary
Proverbs  6  Proverbs containing the word fahenim-bary

Updated on 2025/02/02