Entry (1/2) | 1 fahenina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny laharana manarakaraka ny fahadimy |
Explanations in English |
4 [1.2] the sixth |
Explanations in French |
5 [1.3] sixème |
Examples |
6 [2.4] Izaho no fahenina ary i Doda no farany. 7 [2.643] Tamin' ny marainan' ny andro fahenina aho vao niditra fitsarana. 8 [2.298#] Be ny malahelo tsy mahatakatra fahenina, fa tapa-pahenina no takany, fahatelom-pahenina no takany. |
Root | 9 enina |
Other spellings | 10 fahaenina |
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word fahenina |
Entry (2/2) | 15 fahenina |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in French |
17 [1.3] six brasses |
Vocabulary |
18 Space |
Root | 19 enina |
Anagrams | 20 fahenina, fihenana, hafenina, hanefany, hanefina, hiafenan, hifanena, nahefany, nahefina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |