|
|
|
|

Entry1  ampahefatra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.10#E6][ampahefany] ny antoko iray, na ny vongana iray, amin' ny zavatra nozaraina efatra mitovy
4  [1.1#66][ampahefatra] Ampahany iray amin' ny zavatra nozaraina efatra: Ny ampahefatry ny roapolo dia dimy
Explanations in English  5  [1.2#130][ampahefany] one fourth
Explanations in French  6  [1.3#119, 1.5#97][ampahefany] un quart
7  [1.13.fr#15][ampahefany] quartier
Examples  8  [2.366#29] ny entana hafa ampahefatry ny vidiny
9  [2.69#44] Dia lasany tamin' izay ny ampahefa-kareny sy ny fanjakany
10  [2.996#04.023.010] Iza no mahisa ny vovok' i Jakoba, Na mahisa ny ampahefatr' Israely?
11  [2.293#18] Fa andeha efaro itsy harena hanalan' ialahy ny any ialahy ampahefany
12  [2.606#95] Tsy dia maharitra loatra ny angano iray fa eo amin'ny ampahefatra adiny
Vocabulary  13  Mathematics: arithmetic
Root  14  efatra
Morphology 
15  Simple :
Analogs  16  ampahatelo, ampahadimy, ampahenina, ampahafito, ampahavalo, ampahasivy, ampahafolo, ampahazato
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word ampahefatra

Updated on 2024/12/12