Entry | 1 ampahefatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.10#E6][ampahefany] ny antoko iray, na ny vongana iray, amin' ny zavatra nozaraina efatra mitovy 4 [1.1#66][ampahefatra] Ampahany iray amin' ny zavatra nozaraina efatra: Ny ampahefatry ny roapolo dia dimy |
Explanations in English |
5 [1.2#130][ampahefany] one fourth |
Explanations in French |
6 [1.3#119, 1.5#97][ampahefany] un quart 7 [1.13.fr#15][ampahefany] quartier |
Examples |
8 [2.366#29] ny entana hafa ampahefatry ny vidiny 9 [2.69#44] Dia lasany tamin' izay ny ampahefa-kareny sy ny fanjakany 10 [2.996#04.023.010] Iza no mahisa ny vovok' i Jakoba, Na mahisa ny ampahefatr' Israely? 11 [2.293#18] Fa andeha efaro itsy harena hanalan' ialahy ny any ialahy ampahefany 12 [2.606#95] Tsy dia maharitra loatra ny angano iray fa eo amin'ny ampahefatra adiny |
Vocabulary |
13 Mathematics: arithmetic |
Root | 14 efatra |
Morphology |
|
Analogs | 16 ampahatelo, ampahadimy, ampahenina, ampahafito, ampahavalo, ampahasivy, ampahafolo, ampahazato |
Compound words |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word ampahefatra |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |