|
|
|
|

Entry1  efatra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Telo ampiana iray: Efatra ny rindrin' ny trano [1.1]
Explanations in English  4  four [1.7]
Explanations in French  5  quatre [1.3, 1.8]
International  6  4
7  IV [3.1]
Examples  8  Zaza efatra no milalao tsy lavitra azy eo. [2.470]
9  Sarotra amin'izy efa-mianaka mihitsy ny manaraka ny lalana [2.324]
10  Ny Evanjelista efa-dahy, Matio, Marka, Lioka sy Jaona, lehilahy tsy mitovy toetra, na dia samy Apostoly ihany aza [1.38]
Vocabulary  11  Mathematics: arithmetic
Morphology 
12  Simple :
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Passive verbs :
15  Relative verbs :
16  Names :
17  Adjectives :
18  Adverbs :
Compound words 
Phytonyms 
Anthroponyms 
Titles  25  Vinanto efatra (Rapatsalahy Paul)
Proverbs  26  Proverbs containing the word efatra
Tables and plates  27  The Numbers
28  Addition
29  Multiplication
Article  30  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Anagrams  31  afetra, efatra, fatera, fatrea, rafeta

Updated on 2024/10/03