|
|
|
|

Entry1  inefatra
Root  2  efatra
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza fiverenan-javatra intelo miampy indray mandeha [1.1]
Explanations in English  5  four times [1.2]
Explanations in French  6  quatre fois [3.1]
Examples  7  ny vehivavy raha miondrika inefatra, mahazo saina. [2.332]
8  Koa dia nandefa tafika inefatra nankany Menabe Radama. [2.508]
Vocabulary  9  Mathematics: arithmetic
Morphology 
10  Simple :
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Adverbs :
Proverbs  13  Proverbs containing the word inefatra

Anagrams  14  atrefina, fanarety, fara teny, faterany, fetranay, fietrana, finareta, firañeta, inefatra, irafetan, naefitra, nafetray, niefatra, nirafeta, rafetany, tafaerin

Updated on 2023/01/20