Entry | 1 faninefany |
Root | 2 inefatra |
Part of speech | 3 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Famerenana asa iray hatramin' ny inefatra: Faninefany izao no nahozoako loko: mba itsikian' ny vintana mihitay aho |
Explanations in English |
5 [1.75#xlvii] |
Explanations in French |
6 [1.3] pour la quatrième fois |
Examples |
7 Intelo izy no nitsangana hiditra ho ao amin-dRazaimalala, nefa vahotra toy ny notanan-javatra, faninefany dia tafatsangana ihany izy, ka nitsaitsaika, ndrao matory izy ka manaitra azy. [2.324] |
Morphology |
|
Anagrams | 9 |
Updated on 2025/01/21 |