Entry | ampahavalo (valo) | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | [ ampahavalo ] Ampahany iray amin' ny zavatra zaraina valo [1.1] | ||
Explanations in English | [ ampahavalony ] The eighth part [1.2] | ||
International symbols | 1/8 [3.1] | ||
Explanations in French | [ ampahavalony ] Le huitième [1.3, 1.5] | ||
Examples | ny ampahavalony ny ariary (1/8) : sikajy
[2.436] | ||
Vocabulary | Mathematics: arithmetic | ||
Morphology |
| ||
Compound words |
| ||
Analogs | ampahatelo ~ ampahefatra ~ ampahadimy ~ ampahenina ~ ampahafito ~ ampahasivy ~ ampahafolo ~ ampahazato | ||
Updated on 2023/01/20 |