Entry | 1 ampahasivy |
Root | 2 sivy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [ampahasivy] Ampahany iray amin' ny zavatra nozaraina sivy [1.1#66] |
Explanations in English |
5 [ampahasiviny] one ninth [1.2#577] |
Explanations in French |
6 [ampahasiviny] un neuvième [1.3#613, 1.5#264] |
International |
7 1/9 [3.1] |
Examples |
8 Ary dia nanjary ampahasivin' ny tany sisa no anjarako [2.643#28] |
Vocabulary |
9 Mathematics: arithmetic |
Morphology |
|
Analogs | 11 ampahatelo, ampahefatra, ampahadimy, ampahenina, ampahafito, ampahavalo, ampahafolo, ampahazato |
Compound words |
|
Updated on 2022/05/01 |