Entry | 1 ampahasivy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1#66][ampahasivy] Ampahany iray amin' ny zavatra nozaraina sivy |
Explanations in English |
4 [1.2#577][ampahasiviny] one ninth |
Explanations in French |
5 [1.3#613, 1.5#264][ampahasiviny] un neuvième |
International |
6 [3.1] 1/9 |
Examples |
7 [2.643#28] Ary dia nanjary ampahasivin' ny tany sisa no anjarako |
Vocabulary |
8 Mathematics: arithmetic |
Root | 9 sivy |
Morphology |
|
Analogs | 11 ampahatelo, ampahefatra, ampahadimy, ampahenina, ampahafito, ampahavalo, ampahafolo, ampahazato |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/12 |
![]() |