|
|
|
|

Entry1  ampahafolo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.10#F635] ny iray amin' ny zavatra nozaraina folo
4  [1.1#65][ampahafolo] Ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina folo: Enina ampahafolon' ny atody nakotriko no foy
5  [1.13] zara azo amin'ny isa iray zaraina folo mitovy
Explanations in English  6  [1.2#199][ampahafolony] one tenth
Explanations in French  7  [1.3#182, 1.5#122][ampahafolony] un dixième
8  [1.13] dixième
International  9  [3.1] 1/10
Examples  10  [2.895#82] Mandadia ilay nateraka ho biby, fa tsy mbola ampy ampahafolon'ny heriko ny hatanjahan'ialahy
Vocabulary  11  Mathematics: arithmetic
Root  12  folo
Morphology 
13  Simple :
Analogs  14  ampahatelo, ampahefatra, ampahadimy, ampahenina, ampahafito, ampahavalo, ampahasivy, ampahazato

Updated on 2024/12/12