Entry | 1 ampahafolo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.10#F635] ny iray amin' ny zavatra nozaraina folo 4 [1.1#65][ampahafolo] Ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina folo: Enina ampahafolon' ny atody nakotriko no foy 5 [1.13] zara azo amin'ny isa iray zaraina folo mitovy |
Explanations in English |
6 [1.2#199][ampahafolony] one tenth |
Explanations in French |
7 [1.3#182, 1.5#122][ampahafolony] un dixième 8 [1.13] dixième |
International |
9 [3.1] 1/10 |
Examples |
10 [2.895#82] Mandadia ilay nateraka ho biby, fa tsy mbola ampy ampahafolon'ny heriko ny hatanjahan'ialahy |
Vocabulary |
11 Mathematics: arithmetic |
Root | 12 folo |
Morphology |
|
Analogs | 14 ampahatelo, ampahefatra, ampahadimy, ampahenina, ampahafito, ampahavalo, ampahasivy, ampahazato |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |