Entry | 1 indimy |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza fiverenan-javatra inefatra miampy indray mandeha. |
Explanations in English |
4 [1.2] five times |
Explanations in French |
5 [1.3] cinq fois |
Examples |
6 [2.508#232] Indimy no nandefa tafika nampanaiky azy Ranavalona I, kanefa samy niala maina daholo. 7 [2.59#225] fa efa indimy mbany izao, no nifirinaina amy ny aretina mafy izay nahazo any Botovao. |
Root | 8 dimy |
Derivatives |
|
Anagrams | 11 diminy, indimy, nidimy |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |