Entry | 1 fanindiminy |
Root | 2 indimy |
Part of speech | 3 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Famerenana asa iray hatramin' ny indimy: Natonta fanindiminy itỳ boky |
Explanations in English |
5 [1.75#xlvii] |
Explanations in French |
6 [1.3] pour la cinquième fois |
Examples |
7 Dia nirahin'i Sanbala fanindiminy ny zatovony hankeo amiko araka izany ihany, nitondra taratasy nivelatra teny an-tànany, [2.996] 8 ka amy ny nahararieny fanindiminy vao vita amy ny ity, arak'izao voalaza izao. [2.59] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |