Entry | 1 varidimiventy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Anaram-bola izay latsaka kely noho ny varifitoventy |
Examples |
4 [2.996#] Tsy varidimiventy ihany va no vidin' ny tsintsina roa? 5 [2.131] Ny varifitoventy sahy kianja ny ilavoamena mitam-pihavanana fa ny ariary no vola malaza nefa varidimiventy namidy vozon-kena aho |
Vocabulary |
6 Economy: finances, management |
Elementary words | 7 vary, dimy, venty |
Proverbs | 8 Proverbs containing the word varidimiventy |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |