|
|
|
|

Entry (1/2)1  venty
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fototry ny isa
4  Antoko, tsinjara: Lalàna dimy venty sy telonjato
5  Fotopototra: Holazaiko anao ny ventin' ny lahateny nataony fa henoy tsara àry
6  Vongana iray mitambatra: Ranony daholo izy izany fa tsy misy ventiny na dia kely aza
7  Fitarihana hira [1.1]
8  habe fototra ampiasaina amin'ny fandrefesana [1.13]
Explanations in English  9  substance; a unit [1.7]
Explanations in French  10  substance [1.8]
11  unité [1.13]
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Relative verbs :
15  Names :
16  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  21  Proverbs containing the word venty

Entry (2/2)22  venty
Part of speech  23  noun
Explanations in Malagasy  24  Anaram-bola malagasy ampahenin' ny ariary ny sandany na iraimbilanja; latsaka voamena: 0,80Fr ary miditra amin' ireto anarambola manaraka ireto: lasiventy (ilavoamena sy venty: 0Fr90); ventisikorobo (2Frs); ariary latsabenty (4Frs) [1.1]
Vocabulary  25  Economy: finances, management
Compound words 
Proverbs  29  Proverbs containing the word venty

Updated on 2023/05/16