|
|
|
|

Entry1  varifitoventy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Anaram-bola mitovy amin' ny variraiventy impito, izany hoe mitovy lanja amin' ny voambary fito, ka ny sandany dia dimy santima amin' ny vola ankehitriny (0,05f)
Explanations in French  4  [1.3#813] le poids de sept grains de riz; cinq centimes
5  [1.196] sens concret : poids de 7 grains de riz, figuré : division ancienne de la piastre d'argent, environ 5 centimes
Examples  6  [2.499#] Aza maka na dia varifitoventy aza amin' izay fananana navelan-dRabery.
7  [2.131] Ny varifitoventy sahy kianja
ny ilavoamena mitam-pihavanana
fa ny ariary no vola malaza
nefa varidimiventy namidy vozon-kena aho

Vocabulary  8  Economy: finances, management
Elementary words  9  vary, fito, venty
Proverbs  10  Proverbs containing the word varifitoventy

Updated on 2024/12/28