Entry | 1 ambentin-teny |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fotopototry ny teny lazaina ka averimberina matetika: Ny fandriampahalemana no ambentin-tenin' ilay mpikabary |
Explanations in English |
4 [1.2] [venty, substance, teny, word.] A by-word. 5 [1.7] the subject of gossip, the talk of the town |
Explanations in French |
6 [1.3] qu'on redit, qu'on a toujours sur les lèvres 7 [1.8] qu'on répète ou raconte partout |
Examples |
8 [2.472#153] "Tsy amidy tsy atakalo", izay ihany no ambentin-tenin' ireny. 9 [2.996] 10 [2.113#85] Hevitra telo no ambentin-tenin' ny Antoko sy ny gazety mpanohana azy dia ireto : fahaleovantena, famotsoran-keloka faobe ho an' ny mpigadra politika, firaisana. |
Elementary words | 11 venty, teny |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word ambentin-teny |
Updated on 2024/12/26 |
![]() |