|
|
|
|

Entry1  variraiventy
Elementary words  2  vary, iray, venty
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Anaran' ny vakim-bola kely indrindra. mitovy lanja amin' ny voambary anankiray; ny sandany dia iray ampaharoapolo amby fitonjaton' ny ariary
Explanations in French  5  [1.3#813] le poid d'un grain de riz
la sept-cent-vingtième partie de la piastre
très peu, une minime partie, un rien
Examples  6  ary ny vahoaka mandoa variraiventy isam-baravarana [2.48]
7  nakapa sy natsindrona ny antsy nefa tsy nahalatsaka na variraiventy aza. [2.587#]
Vocabulary  8  Economy: finances, management
Titles  9  Ny Variraiventy farany (Andriamalala Emilson Daniel)
Proverbs  10  Proverbs containing the word variraiventy

Updated on 2024/12/07