|
|
|
|

Entry1  variraiventy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Anaran' ny vakim-bola kely indrindra. mitovy lanja amin' ny voambary anankiray; ny sandany dia iray ampaharoapolo amby fitonjaton' ny ariary
Explanations in French  4  [1.3#813] le poid d'un grain de riz
la sept-cent-vingtième partie de la piastre
très peu, une minime partie, un rien
Examples  5  [2.48] ary ny vahoaka mandoa variraiventy isam-baravarana
6  [2.587#] nakapa sy natsindrona ny antsy nefa tsy nahalatsaka na variraiventy aza.
Vocabulary  7  Economy: finances, management
Elementary words  8  vary, iray, venty
Titles  9  Ny Variraiventy farany (Andriamalala Emilson Daniel)
Proverbs  10  Proverbs containing the word variraiventy

Updated on 2024/12/07