Entry (1/2) | 1 hadimiana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Halavam-potoana dimy andro: Avy foana ny orana nandritra ny hadimiana |
Explanations in English |
4 [1.2] five days |
Explanations in French |
5 [1.3] cinq jours |
Examples |
6 [2.649#34] Rehefa nandeha hefarana na hadimiana izy dia tonga 7 [2.470#38] Mitsilotsilo be ihany ny volombavan' Ingahy izatsy, tsy niharatra hadimiana. |
Vocabulary |
8 Time |
Root | 9 dimy |
Entry (2/2) | 10 hadimiana |
Part of speech | 11 adjective |
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] Enti-milaza fe-potoana dimy andro: Tany an-tsaha hadimiana i dada |
Root | 13 dimy |
Anagrams | 14 amadihany, amiandahy, hadimiana, hanadimia, mianadahy |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |