Entry | 1 dimina |
Root | 2 dimy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Zaraina dimy: Nodimina ny lovanay [1.1] |
Explanations in English |
5 to be divided into five [1.2] |
Explanations in French |
6 à partager ou qu'on divise en cinq [1.3] |
Examples |
7 Ary ny vola rehetra nialany ireo, Dia ho dimina [2.59#126] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 13 adinim, amidin, andimy, anidim, dimain, dimany, dimina, idinam, madiñy, mañidy, manidy, midani, midina, midìna, minday, naidim, namidy, nidima |
Updated on 2024/07/20 |