Entry |
telo
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Milaza isa roa ampiana iray: Rehefa mandray telo (volana) ny zaza dia alam-bolo [1.1]
|
Explanations in English | Three [Javanese talu, other Malay and Polynesian languages tello, tolu, and toro] [1.2]
|
| Three [1.7]
|
Explanations in French | Trois [1.3, 1.5, 1.8]
|
International symbols | 3
III
[3.1]
|
Examples |
1 | Nankaiza ity zandry no mifehy telo ity trano?
[2.131]
|
2 | Ary nony nahazo haza izy telo lahy, dia nozarain' ny saka, ka noteloiny mihitsy
[2.293]
|
|
Vocabulary |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Anthroponyms |
|
Hyponyms |
|
Toponyms |
|
Tables and plates |
|
Proverbs |
Article |
|