|
|
|
|

Entry1  telorirana
Elementary words  2  telo, rirana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Karazan' ahitra fahita eny an-tanimbary
Explanations in French  5  [1.196] (allusion à la tige trigone ou triquètre). Nom donné à de nombreuses Cyperaceae. Plus spécialement : Pycreus propinquus Nees (Cyperaceae). Tiges employées en sparterie. Nom malgache anciennement relevé par Malzac, A. Grandidier, etc. [Merina]
Examples  6  Ireto fiasana ireto : hetinkazo sy telorirana ary fandoahana. [2.332#59]
7  Isa ny hisatra, Roa ny voaroy, Telo ny telorirana, Efatra ny efakefany, Dimy ny jamoka, Enina ny tenona, Fito ny fitatra, Valo ny vano, Sivy ny siny, Folo ny fony [2.69#253]
Vocabulary  8  Botany: grass
Scientific name 

Anagrams  10  lanitrareo, telorirana

Updated on 2023/04/24