Entry | 1 rirana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zorony mivohitra: Voan' ny riran-databatra ny takibako 4 Ny lafiny maranitra na ny ilany ihany: Telo rirana ny zozoro [1.1] |
Explanations in English |
5 an edge, a cutting edge [1.7] |
Explanations in French |
6 le tranchant; cf. horirana [1.8] |
Examples |
7 Dia alaina ny hazo maro rirana be tsilo iny, ny anarany atao hoe «ody fady,» sy ny holatafa, ary ny arim-belona. [2.857#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word rirana |
Anagrams | 19 narary, Ranary, rarany, rarina, rirana |
Updated on 2023/08/11 |