|
|
|
|

Entry (1/2)1  marirana
Root  2  rirana
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Misy rirany, miendrika lelan-javamaranitra
Enti-milaza tarehin' olona maranidranitra, izany hoe somary mahiahia, fa tsy mba dombodombo petapetaka
Examples  5  Tahaka ny saingona ka ny anarana no matavy fa ny tena mahia sy marirana. [2.346#12]
Derivatives 
6  Adjectives :

Entry (2/2)7  marirana
Part of speech  8  noun
Explanations in French  9  [1.196] (sens général : avoir des côtés ou des angles en saillie, allusion aux côtes de la tige) Paullinia pinnata L. (Sapindaceae). Nom cité par Dandouau. Voir aussi vahimarirana. [Sakalava]
Vocabulary  10  Botany
Scientific name 

Anagrams  12 

Updated on 2025/01/28