Entry (1/3) | 1 vela |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fanalanonana; fainetrahana, famoizana; fanomezan-dalana, famindram-po amin' ny hadisoana vita [1.1] |
Derivatives |
|
Entry (2/3) | 9 vela |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 Trosa alan' izay resy amin' ny lalao fanorona 12 Ilazana koa ny vato telo sisa amin' ny fanoron-dimy, na ny vato dimy amin' ny fanoron-tsivy [1.1] |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 19 vela |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 sisa tavela tamin'ny zavatra nohanina na nampiasaina [1.13] |
Explanations in French |
22 déchet, résidu [1.13] |
Derivatives |
|
Analogs | 24 faika |
Anagrams | 25 leva, vale, vela |
Updated on 2023/06/17 |