Entry (1/3) | 1 mamela- |
Part of speech | 2 morphological form of mamelatra |
Entry (2/3) | 3 mamela |
Root | 4 vela |
Part of speech | 5 active verb |
Explanations in Malagasy |
6 Manajanona: Iza no namela io angady io teny an-tokotany? 7 Mandao: Namela zaza fito mianadahy Ratompokolahy izay lasa izay! 8 Manome lalana: Mamelà anay hisaotra anao, Tompoko 9 Mamindra fo amy...: Mamela anao tanteraka aho fa aza mamerina intsony [1.1] |
Explanations in English |
10 to leave, to abandon; to forgive [1.7] |
Explanations in French |
11 laisser, abandonner; pardonner [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (3/3) | 20 mamelà |
Root | 21 vela |
Part of speech | 22 imperative of active verb mamela [Full list] |
Explanations in Malagasy |
23 [1.1] |
Explanations in English |
24 leave, forgive [1.26#19] |
Explanations in French |
25 [1.3] |
Anagrams | 26 amelam, mamela, mamela-, mamelà |
Updated on 2023/12/26 |