Entry | 1 ambela |
Root | 2 vela |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Ajanona: Navelanareo aiza ny zanakareo mivady? Apetraka: Avelao ao amin' ny mpiandry trano ny taratasy raha misy Hadinoina: Navelany ny satrony ka mandehàna vonjeo haingana izy Atsahatra: Avelao amin' izay ny ady hevitra tsy mitera-boka-tsoa Afoy: Avelako ho anao itỳ boky sarobidy itỳ Omena lalana: Avelao kely aho handeha Amindràna fo: Avelako ny hadisoanao amin' ity indray mandeha itỳ ka mitandrema tsara amin' ny sisa |
Morphology |
|
Synonyms | 9 avela |
Updated on 2024/12/11 |