Entry | 1 famela |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mamela Azo avela: Heloka tsy famela ny anao |
Explanations in French |
4 [1.3#822] Ce qu’on peut laisser, pardonner, manière de laisser |
Examples |
5 [2.324#] fa rehefa tsy azonay tànana hianao, hataonay ahoana no famela anao ho faty irery any; 6 [2.996#] Hataoko ahoana no famela anao ho tahaka an' i Adama, na fampanjary anao ho tahaka an' i Seboima? |
Root | 7 vela |
Anagrams | 8 alefam, famela |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |