|
|
|
|

Entry1  antsivy
Elementary words  2  ana, sivy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Anaran' ny fanorona misy tsipika sivy fipetraham-bato ny lavany, ary dimy ny sakany
Explanations in English  5  [1.2] a word used in the game called fanorona, signifying nine in length from right to left, and five in breadth from bottom to top.
Examples  6  An-dimy sy an-tsivy ny sora-panorona [1.437]
Vocabulary  7  Game
Analogs  8  fanorona

Anagrams  9  antsivy, nivatsy, vatsiny, vinatsy

Updated on 2024/12/05