Entry (1/3) | 1 manisa |
Root | 2 sisa |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 mamela sisa [Tanala]
[1.78] 5 Mamela sisa: Tsy nanisa vary ho ahy lahy ny zokiko! 6 Manokana, mitahiry: Lafoko ihany ny voasariko telo fototra, nefa aza matahotra fa nanisa iray harona ho anao aho [1.1] |
Morphology |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word manisa |
Entry (2/3) | 11 manisa |
Root | 12 isa |
Part of speech | 13 active verb |
Explanations in Malagasy |
14 Milaza ny fitohizan' ny isa: Efa mahay manisa ny zanako 15 Mijery ny isan-javatra na olona: Manisa ny mpianatra tonga ny mpampianatra [1.1] |
Explanations in English |
16 to count [1.7] |
Explanations in French |
17 compter, énumérer, mettre au nombre. Mahay manisa sahady ity zaza kely ity: ce petit enfant sait déjà compter. [1.3] 18 compter [1.8] 19 compter: mamela tsiroaroa (compter deux par deux) [1.13] |
Examples |
20 manisa ny entana aondrana sy ampidinina no tena vaindohan-draharahako teny amin' ny s/s "Chantilly". [2.471] |
Vocabulary |
21 Mathematics: arithmetic |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (3/3) | 29 manisà |
Root | 30 isa |
Part of speech | 31 imperative of active verb manisa [Full list] |
Explanations in Malagasy |
32 [1.1] |
Explanations in French |
33 [1.3] |
Anagrams | 34 anisam, manasy, mañasy, manisà, manisa, masìna, masina, nasaim, nasiam, nasima, niasam |
Updated on 2023/10/26 |