|
|
|
|

Index

Proverbs : manisa

Proverb 1Aza manisa ravina. [2.415 #5893]
Aza mihevi-dravina. [2.415 #5893]
French translationNe fixez pas vos pensées sur les feuilles des arbres, et ne cherchez pas à les compter. [2.415 #5893]
French interpretationAnalogue au français : bâtir des châteaux en Espagne. [2.415 #5893]

Proverb 2Manisa be tsy ho any ny tena, tahaka ny vady kelin’ ny mpanan-karena. [2.653]
Manisa be tsy ho an' ny tena ohatra ny vady tokantrano mason' ny mpanan-karena. [1.1]
Manisa be tsy ho an' ny tena, tahaky ny vadikelin' ny mpanan-karena. [2.415 #1426]
Malagasy interpretationEnti-milaza olona izay tompony tsy mizaka amin' ny zavatra na fananana eo am-pelatanany. [1.1]
French translationFaire le compte de beaucoup de choses qu'on n' a pas pour soi, comme l' épouse secondaire d' un riche polygame. [2.415 #1426]

Proverb 3Manisa ny be tsy ho an' ny tena ohatran' ny vadi-kelin' Antananarivo. [2.558]

Proverb 4Manisa ravina. [2.415 #2524]
French translationLe pauvre qui fait de beaux rêves et bâtit des châteaux en Espagne est semblable à celui qui compte les feuilles des arbres. [2.415 #2524]
French interpretationSe disait des choses et des désirs impossibles, irréalisables. [2.415 #2524]

Index