|
|
|
|

Entry (1/2)1  tena
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Taisaka] vatana
4  [1.1] Ilazana ny olona raha miteny momba azy ihany na manao asa ho azy ihany izy: Mihevi-tena ho tapi-pahaizana Rangahy io ~ Namono tena, hono, Rabe ~ Tsy naniraka olona izy fa ny tenany mihitsy no tonga
Ny vatana: Mararirary be ihany ny tenako rehetra
Ny maha-izy ny zavatra iray; ny votoatin-javatra iray: Azo sarahina roa ny tenan' ny rano
Explanations in English  5  [1.7] the self; the very thing; the body
Explanations in French  6  [1.8] soi-même; le corps; la chose même
Morphology 
7  Simple :
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Names :
Compound words 
Proverbs  100  Proverbs containing the word tena

Entry (2/2)101  tena
Part of speech  102  adjective
Explanations in Malagasy  103  [1.1] Tokoa, marina, mihitsy: Tena volamena ity fa tsy ankosotra akory
Compound words 

Anagrams  105 

Updated on 2025/01/21