|
|
|
|

Entry1  mahalala folo ho an' ny tena fa tsy mahalala iray ho an' ny hafa
Elementary words  2  mahalala, folo, tena, iray, hafa
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilazana fitiavantena maharikoriko tsy mihevitra afa-tsy ny tombon-tsoa ho an' ny tenany fa tsy mijery ny an' ny hala
Synonyms  5  mahalala folo ho an-tena fa tsy mahalala iray ho an' olona

Updated on 2024/12/10