Entry | 1 hafa |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsy izy, tsy ny voalaza: Rakoto no namono ny mamba ka ny hafa no niravaka ny nifiny / Olon-kafa no nanao izany fa tsy izaho Tsy mitovy, tsy tahaka: Hafa itỳ satroka itỳ noho itsy |
Explanations in English |
4 [1.2, 1.7] different 5 [1.2] another 6 [1.7] other |
Explanations in French |
7 [1.3, 1.8] autre; différent |
Examples |
8 Misy fomba hafa va? [2.270] 9 Aza manao hira hafa; [2.59] 10 Saingy ny hafa tsy izany. [2.285] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles | 32 Fianakaviana hafa kely (Nivondrahona) |
Proverbs | 33 Proverbs containing the word hafa |
Anagrams | 34 |
Updated on 2025/01/21 |