Entry | 1 mahahafa |
Root | 2 hafa |
Part of speech | 3 adjective |
Examples |
4 Lazao izay hitanao ho mahahafa kely an' ity lahatsoratra ity ka mahatonga azy hahafinaritra. [2.314] 5 Ny mahahafa azy indrindra anefa dia tsy mba atahorana hamadika izy satria tsy mba tafiditra am-pony na oviana na oviana ny fitiavana, na fitiavana inona izany na fitiavana inona. [2.895] |
Morphology |
|
Anagrams | 9 mahafaha, mahahafa |
Updated on 2023/01/20 |