Entry |
hafahafa
(hafa)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Tsy mitovy amin' ny fahita andavanandro, hafa fandry: Hafahafa ihany ny rain' Isambilo fa an-koban' andro izy mikiraro manao kompile, ny alahady izy manao malabary ary mikapa Miolonolona Tsy tsaratsara ny toe-pahasalamana: Hafahafa aho izany ka andeha hiala sasatra kely aloha
[1.1]
|
Explanations in English | Different; unseemly, improper; changed, reversed, peculiar, odd. [1.2]
|
| Strange, bizarre [1.7]
|
Explanations in French | Bizarre, étrange [1.3, 1.8]
|
| Un peu différent, qui dévie du vrai [1.3]
|
Examples | Hafahafa tokoa ange, ity ranondresy sy siramamy gasy ity:
[2.470]
|
Derivatives |
Compound words |
|
Proverbs |
|