Entry (1/2) | 1 mihafahafa |
Root | 2 hafahafa |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Miseho tsy ho namana, miseho ho hafa, miolonolona: Hano re, tompoko ô, aza mihafahafa |
Explanations in English |
5 [1.2] to alter one's behaviour, to be different, to appear reserved, to be less sociable, to act the stranger. 6 [1.7] to act standoffish |
Explanations in French |
7 [1.3#203] Changer, ne pas faire comme les autres, devenir différent 8 [1.8] se tenir à part |
Examples |
9 Tsy nihafahafa izy fa avy hatrany dia nandray ary nandrapaka. [2.470] 10 Aza mihafahafa, fa ataovy toy ny tranonao ato, ary eto izahay hitsabo anao! [2.499#] |
Morphology |
|
Analogs | 15 miolonolona, misorona, tsy mba tsotra, be anganongano, be angesongeso, be pitsiny, mijery arina antava, misorom-bady an-trano, manao soa am-po, tsy mihafahafa, tsy miolonolona, tsy misorona, mitsotra, miteny imaso, miteny amim-pahatsorana, tsy manafina |
Entry (2/2) | 16 mihafahafà |
Root | 17 hafahafa |
Part of speech | 18 imperative of active verb mihafahafa [Full list] |
Explanations in Malagasy |
19 [1.1] |
Explanations in French |
20 [1.3] |
Anagrams | 21 |
Updated on 2025/01/21 |