Entry (1/2) | 1 mitsotra |
Root | 2 tsotra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mandry miampatra, miampatra, mitsingadina, tsy mivonkina: Mitsora ianao fa tery ny fandriana. / Mitsotra ambony ahitra Mivelatra henjana: Tsy ho azo didiana ity lamba ity raha tsy mitsotra Miteny milaza ny marina tsy misy afinafenina: Aoka ianao hitsotra rehefa anontaniana |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 9 mitsotra |
Part of speech | 10 active verb |
Explanations in Malagasy |
11 [1.78] [Sihanaka]
mitsoka: mitsotra anjombona |
Anagrams | 12 |
Updated on 2025/01/21 |