|
|
|
|

Entry1  tsotra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mahitsy tsy misy mivonkina: Tsotra tahaka ny tsinaim-balala
Mora tsy manahirana ny fanaovana na fampiasana azy: Milina tsotra ity anao ity
Mora azo, tsy be olakolaka na miolikolika: Lahateny tsotra ~ Valinteny tsotra
Tsy manan-kevi-dratsy hamely, tsy manafinafin-kevitra: Tsotra ohatra ny zazakely
Mora badoina: Tsotra loatra izy ka ambakain' ny sasany
Tsy be aingitraingitra na fombafombany: Manao fitafiana tsotra izy
Explanations in English  4  [1.7] smooth, plain; easy, simple
Explanations in French  5  [1.8] lisse, droit; simple, facile
Examples  6  fitafiana tsotra kanefa madio sady milamindamina. [2.324]
7  mamy dia mamy raha hanina tsotra amin' izao, saingy tsy mamy ny ranom-boafotsy asiana azy; [2.470]
8  Mpitsabo tsotra ireny " dokotera" ireny matetika. [2.472]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Compound words 
Titles  31  Resadresaka tsotra amin' ny teny Malagasy sy Rosiana (Kartashôva)
Proverbs  32  Proverbs containing the word tsotra

Anagrams  33 

Updated on 2025/01/21