Entry | 1 tsotsotra |
Root | 2 tsotra |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in French |
4 [1.3#796] [duplicatif] |
Examples |
5 Efitrano tsotsotra ny lakilasy. [2.117] 6 Dia nanandrana tsikelikely ary dia nividy fiasana tsotsotra. [2.332] 7 Teo vao nitonitony ny saiko, satria ny fiampangana ahy dia tsotsotra ihany. [2.643] |
Compound words |
|
Titles |
10 Lesona tsotsotra momba ny fianarana poezy amin’ny teny malagasy ( ) 11 Teolojia tsotsotra (Randzavola Henri) |
Updated on 2025/01/28 |