|
|
|
|

Entry1  fitsorana
Root  2  tsotra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fandriana miampatra tsy mivonkina: Ny fitsoran' ilay bibilava teo afovoan' ny arabe
Fitenenana milaza ny marina tsy misy afinafenina: Ny fitsorana matetika diamety hahamaivana ny sazy

Anagrams  5 

Updated on 2025/01/21