Entry (1/2) | 1 miolonolona |
Root | 2 olonolona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tsy mba miray amin' ny olona fa mitokantokana; mihatakataka tsy te hihavana, mihafahafa [1.1] |
Explanations in English |
5 to be a recluse, to separate one's self from company. [1.2] 6 to separate oneself; to act distant or suspicious [1.7] |
Explanations in French |
7 se séparer, être solitaire, soupçonneux [1.8] |
Examples |
8 Mpiray foto-pivelomana rahateo moa, noho ny taozavatra iaraha-mahalala, ka adalan' izay miolonolona. [2.470] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 13 miolonolòna |
Root | 14 olonolona |
Part of speech | 15 imperative of active verb miolonolona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] |
Explanations in French |
17 [1.3] |
Anagrams | 18 iolonolonam, miolonolòna, miolonolona |
Updated on 2023/01/20 |