|
|
|
|

Entry (1/2)1  olonolona
Root  2  olona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fihatakatahana, fisarahana amin' ny be sy ny maro, fitsitokotokoana [1.1]
Explanations in English  5  a recluse. Reduplicate of olona [1.2]
Explanations in French  6  action de se séparer, de s'isoler [1.3#460]
Examples  7  ary ny mpanjaka mihitsy no nofehezin' ny mpifehy teto Ankay fahiny fa tsy hoe izao olonolona rehetra izao akory [2.245]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :

Entry (2/2)12  olon' olona
Elementary words  13  olona
Part of speech  14  locution
Explanations in Malagasy  15  mpanompo [1.1]
Explanations in French  16  esclave [1.3]

Anagrams  17  aolonolon, naolonolo, olon' olona, olonolona

Updated on 2023/05/14